auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-25 21:55:18 +03:00 committed by root
parent 9a07e3b66e
commit 056d32fbb1
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
nitory ny tenin'ny Tompo tamin'azy zareo, niaraka tamin'ny ôla daôly takao an-tragnony. Avekeo de nandray an'azy reo tamin'ny alina tamin'igny ora igny iany le mpambina fonja, ary nagnasa ny ferin-jareo, ary izy sy reo daôly takao amin'ny tragnony ray manontolo de natao batisa teo no ho eo. Avekeo de nentiny niakatra takao an-tragnony
nitory ny tenin'ny Tompo tamin'azy zareo, niaraka tamin'ny ôla daôly takao an-tragnony. Avekeo de nandray an'azy reo tamin'ny alina tamin'igny ora igny iany le mpambina fonja, ary nagnasa ny ferin-jareo, ary izy sy reo daôly takao amin'ny tragnony ray manontolo de natao batisa teo no ho eo. Avekeo de nentiny niakatra takao an-tragnony i Paoly sy Silasy ary nandroso sakafo takeo agnolôn-jareo izy, de nifaly tokoa izy niaraka tam'reo takao an-tragnony, f'efa nino an'Andriamanitra izy.

1
16/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary rafa ampalakeka ny andro, de nandefa teny ta