auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-25 21:30:13 +03:00 committed by root
parent 472e93d8f5
commit 9a07e3b66e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nampagnantso jiso le mpiambina tragnomaizina ary niditra malaky takao agnatiny, nipararetra noho ny tatra, nenkôka takeo agnolôn'i Paoly sy Silasy, ary nitondra an-jareo nivôka sy nitare hoe: "Tompoko, ino no tsy maintsy hataoko mbô ho vôvonjy?" ozy zareo hoe: "Minoa an'i Tompo Jesosy, de ho vôvonjy anao
Nampagnantso jiso le mpiambina tragnomaizina ary niditra malaky takao agnatiny, nipararetra noho ny tatra, nenkôka takeo agnolôn'i Paoly sy Silasy, ary nitondra an-jareo nivôka sy nitare hoe: "Tompoko, ino no tsy maintsy hataoko mbô ho vôvonjy?" ozy zareo hoe: "Minoa an'i Tompo Jesosy, de ho vôvonjy anao, anao sy ny ankohonanao."

1
16/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
nitory ny tenin'ny Tompo tamin'azy zareo, niaraka tamin'ny ôla daôly takao an-tragnony. Avekeo de nandray an'azy reo tamin'ny alina tamin'igny ora igny iany le mpambina fonja, ary nagnasa ny ferin-jareo, ary izy sy reo daôly takao amin'ny tragnony ray manontolo de natao batisa teo no ho eo. Avekeo de nentiny niakatra takao an-tragnony