auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 16:45:11 +03:00 committed by root
parent bf7f323079
commit 04f2ca711c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy hatraigny de nagnambara an'i Jesosy takao amin'ny Synagoga izy, nilaza fa Izy no Zanak'Andriamanitra. Ze daôly naregny an'azy de gaga ary nikoragna hoe: "Tsy io ôla io ma no namono reo takaigny Jerosalema ze nagnantso tamin'io Agnarana io? Tonga taketo izy mbô haka an-jareo ho fatorana ho aigny amin'ny mpisorognabe." Fa lasana nihanahery i Saoly, ary nampahory ny
Avy hatraigny de nagnambara an'i Jesosy takao amin'ny Synagoga izy, nilaza fa Izy no Zanak'Andriamanitra. Ze daôly naregny an'azy de gaga ary nikoragna hoe: "Tsy io ôla io ma no namono reo takaigny Jerosalema ze nagnantso tamin'io Agnarana io? Tonga taketo izy mbô haka an-jareo ho fatorana ho aigny amin'ny mpisorognabe." Fa lasana nihanahery i Saoly, ary nampahery ny Jiosy ze nipetraka takao Damaskosy ka nanaporofo fa Jesosy no Kristy.

1
09/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tafaran'ny andro maroma