Ary raha nandigny an'jareo taigny Atena i Paoly, de tonga tezitra takao agnatiny ny fagnany raha vô nahita ny tanàna feno sampy. Ka niady hevitra takao am'synagoga niaraka tam'reo Jiosy sy reo hafa ze kô ny takao am'tôran'ny raharaham-barotra niaraka tam'reo ze teo.