plt-x-sihanaka_act_text_reg/10/03.txt

1 line
557 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-25 09:38:15 +00:00
Tokony tamin'ny ora faha sivy ampôlakeka teo, no nahita fahitana tamin'ny fahian'ny anjelin'Andriamanitra nagnatogna an'azy izy. Le anjely niteny tamin'azy hoe: "Ry Kornelio!" Kornelio nitodika tam'le anjely ary tegna reki-tatra ka niteny hoe: "Fa ino ty tompoko?" le anjely niteny tam'azy hoe: Ny vavakao sy ny fagnomezanao ho an'ny mahantra de tafakatra ho fagnati-patserovana akeo agnatrehan'Andraiamanitra. Ary magnirà leila hankaigny amin'ny tananan'ny Jopa mba hiaka an'le leila raika atao hoe: Simona izy, ze aigny amoron-dranomasina ny tragnony.