auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-25 17:38:15 +08:00 committed by root
parent e91c35402b
commit 20a0409c6a
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tokony tamin'ny ora faha sivy ampôlakeka teo, no nahita fahitana tamin'ny fahian'ny anjelin'Andriamanitra nagnatogna an'azy izy. Le anjely niteny tamin'azy hoe: "Ry Kornelio!" Kornelio nitodika tam'le anjely ary tegna reki-tatra ka niteny hoe: "Fa ino ty tompoko?" le anjely niteny tam'azy hoe: Ny vavakao sy ny fagnomezanao ho an'ny mahantra de tafakatra ho fagnati-patserovana akeo agnatrehan'Andraiamanitra. Ary magnirà leila hankaigny amin'ny tananan'ny Jopa mba hiaka an'le leila raika atao hoe: Simona izy, ze aigny amoron-dranomasina
Tokony tamin'ny ora faha sivy ampôlakeka teo, no nahita fahitana tamin'ny fahian'ny anjelin'Andriamanitra nagnatogna an'azy izy. Le anjely niteny tamin'azy hoe: "Ry Kornelio!" Kornelio nitodika tam'le anjely ary tegna reki-tatra ka niteny hoe: "Fa ino ty tompoko?" le anjely niteny tam'azy hoe: Ny vavakao sy ny fagnomezanao ho an'ny mahantra de tafakatra ho fagnati-patserovana akeo agnatrehan'Andraiamanitra. Ary magnirà leila hankaigny amin'ny tananan'ny Jopa mba hiaka an'le leila raika atao hoe: Simona izy, ze aigny amoron-dranomasina ny tragnony.

1
10/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa lasana le anjely ze nirasaka tam'azy, de nagnantso ny rôy tamin'ny mpanompony tao an-dragno i Kornelio, ary miaramila mpivavaka raika tam'reo ze nanompo an'azy. Kornelio