\v 28 Satria tsika de mivelogna sy mihetsika ary magnana ny maha-izy antsika, sala'ny notenenin'ny raika amin'ny mpagnano tonokalonareo manokana hoe: "Fa taranagny ihany kô tsika." \v 29 No zany, satria zanak'Andiamanitra tsika, tsika de tsy tokony hieritreritra fa ny hatsaran'ny fombany de mitovy am'volamena, na volafotsy, na sary-vongana ze noforonina avy am'asa tagnana sy aingam-pagnan'olombelona.