plt-x-sihanaka_act_text_reg/24/17.txt

1 line
414 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 17 Ary tafaran'ny taona maro de tonga za hitondra fagnampena ho an'ny fireneko sy fagnomezana ara-bola. \v 18 Rafa vitako zany, nisy Jiosy vitsivitsy avy aigny Asia natazagna anà taigny amin'ny fetin'ny fagnadiovana takao amin'ny tempoly, tsy niaraka tamin'ny vahôka na tabataba. \v 19 Reo ôla reo de tokony ho akeo agnatrehanareo am'zao fotôna zao ka hitare ze hiampangan-jareo anà, raha managna ra zareo.