2020-06-08 13:40:31 +00:00
|
|
|
\v 5 Rafa tapitra ny andronay taigny, de niala takao zahay ka nande tamin'ny làlanay, ary izy daôly, niaraka tam'reo vady aman-jagnany, nagnaraka nivôka takao amin'ny tanàna. Ary nandohalika taigny amoron-dragnomasina de nivavaka \v 6 ary nifagnano veloma. De niditra takao an-tsambo zahay, ary zareo niverigna taigny an-tragnony.
|