2020-05-28 07:36:05 +00:00
|
|
|
\v 30 Fa Andraimanitra kosany nampitsangana an'azy tamin'ny maty. \v 31 Ary tazagn'reo ze niara-niakatra tamin'azy avy taigny Galilia mankaigny Jerosalema izy nandritry ny andro maromaro. Ary am'zao de reo ôla reo no vavolombelony ho an'ny ôla.
|