2020-06-08 13:48:31 +00:00
|
|
|
\c 24 \v 1 Tafaran'ny dimy andro, Ananiasy le mpisorogna be, reo lôholona sasagny, ary mpikabary antsovina hoe Tertylo de nande taigny. Reo leila reo de nitondra fiampangana an'i Paoly takeo agnolôn'ny governora. \v 2 Rafa nitsangana takeo agnolôn'ny governora i Paoly, de nanomboka niampanga an'azy i Tertylo ka nitare tamin'ny governora hoe: "Noho anao de managna fiadanana gedabe zahay, ary ny fahitanao de mitondra fagnovana tsara akeo amin'ny firenenay; \v 3 ka am-pankasitrahana tanteraka no handraisanay ny ra daôly ze ataonao, ry Feliksa tsara ndrindra.
|