plt-x-sihanaka_act_text_reg/18/09.txt

1 line
333 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-05-28 07:36:05 +00:00
\v 9 Ny Tompo niteny tamin'i Paoly tamin'ny fahitana ny alina hoe: "Aza matatra, ary aza mangina fa mitenena. \v 10 Fa za momba an'nao, ary tsisy ôla hahazo hagnano ratsy an'nao, fa managna ôla betsaka am'ty tanàna ty Za." \v 11 Nitôtra tao herintaona sy enim-bolana i Paoly ary nampianatra ny tenin'Andriamanitra teo am'jareo.