2020-06-08 13:32:31 +00:00
|
|
|
\v 35 Ary rafa ampalakeka ny andro, de nandefa teny tam'reo mpiambina reo mpitsara, nitare hoe: "Avilao hande reo leila reo." \v 36 Nitatitra an'zany teny zany tamin'i Paoly le mpiambina, nitare hoe: "Nampitondra teny taminà reo mpitsara mbô hamela an'nareo hande: noho zany am'zao fotôna zao mivoà, ary mandiana am-pedanana."
|