\v 25 Nagnodidina ny misasak'alina de nivavaka i Paoly sy Silasy ary nihira fiderana an'Andriamanitra, ary reo gadra hafa de nitaino an-jareo. \v 26 Tampoka takeo de nisy horohorontany gedabe, ka nampiozongozogna ny fototry ny fonja; ary nisokatra avy hatraigny ny varavaragna daôly, ary nivà ny fatôran'ny ôla daôly.