2020-05-28 07:36:05 +00:00
|
|
|
\v 1 Ary Petera sy i Jaona niakatra taigny an-tempoly tamin'ny fotôna fivavahana, ny ora fasivy. \v 2 Ary nisy raika nalemy hataigny ankibon-dreniny nentina isan'andro teo amin'ny vavahady tsara endriky ny tempoly, mba hangataka fagnomezana ara-bola aigny am'reo ôla ze mankaigny an-tempoly. \v 3 Rafa natazagna an'i Petera sy i Jaona ze hande hiditra ny tempoly de nangataka fagnomezana ara-bola tamin-jareo izy.
|