auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-02 21:11:41 +03:00 committed by root
parent d5bb13beb7
commit 61f297b05f
7 changed files with 7 additions and 0 deletions

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Satria ho avy ny fotôna ze tsy hazakan'ny ôla ny feon'ny fampenarana. Fa kosa, zareo de hifidy mpampianatra ho an'azy araka reo fagniriny manokana. Reo de hagnitikitika ny sofin-jareo. Hagnala ny fiainon-jareo amin'ny famarinana reo, ary hivily ho aigny am'reo angano. Kanefa anareo, eritrereto tsara ny ra daôly. Hiareto ny zava-tsarotra; ataovy ny asan'ny evanjelista; tanteraho ny fanompoanareo.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 Satria efa hatolotra sahady za. Efa tonga ny fotôna hialako. Za de efa navita ny ady tsara; efa navita ny hazakazaka za; efa notanako ny finoana. Ny satroboninahitry ny famarinana de efa vôtokana ho anà, ze amen'ny Tompo, le mpitsara marina, ho anà am'zany andro zany, ary tsy ho anà rerika fôgna, fa ho an'reo ze daôly ze efa nitia ny fisehoany.

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 \v 10 Ameo daôly ze tsara avy aminareo mbô handianana aty aminà malaky. Satria i Demasy efa niala taminà. Teny zao tontolo zao ary efa nande taigny Tesalonika izy. Kreska de nankaigny Galatia, ary Titosy nakaigny Dalmatia.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Lioka rerika iany no miaraka aminà. Alao i Marka ary ento izy miaraka aminao satria ilaiko amin'ny asa izy. Tykiko de nalefako taigny Efesosy. Le lamba ze navelako takao Troasy miaraka amin'ny karpo, ento igny rafa tonga anao, ary reo boky, ndrindra reo mifogny hoditra.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Aleksandro le mpanefy varahina de namiharihary asa ratsy taminà. Ny Tompo de hamaly an'azy araka reo asany. Anao iany kô de tokony hitandrina ny tegnanao amin'azy, satria izy de magnohitra mafy reo teninay. Tamin'ny fiarovan-tegnako vôlôny, tsisy nanampy anà. Nefa kosa, ny ôla daôly niala anà. Ôka mbô tsy vôheloka am'zany zareo.

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 \v 18 Fa ny Tompo de nitsangana takeo agnilako ary nampahery anà mbô, amin'ny alalako, ny fagnambarana de afaka tanterahana tsara, ary mbô afaka haregny reo Jentilisa daôly. Za de avotra tamin'ny vavan'ny liona. Ny Tompo de hagnavotra anà amin'ny asa ratsy daôly ary hamonjy anà amin'ny fanjakany aigny an-dagnitra. Ho an'Azy anie ny voninahitra mandrakizay doria. Amena.

1
04/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 \v 22 Ataovo veloma i Prisila, i Akoila, ary reo fenakavian'i Onesiforosy. Erasto de nipetraka takao Korinto, fa i Trofimo de nilôsako fa narary akao Mileto. Ameo ze tsara ndrindra avy aminao mbô atongavana alôn'ny rirignina. Magnano veloma an'nao i Eolobolo, ary Poda iany kô, Lino, Klaodio, ary reo rahala daôly. Hiaraka amin'ny fanahinao anie ny Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana.