diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt new file mode 100644 index 0000000..a267be1 --- /dev/null +++ b/04/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 \v 4 \v 5 Satria ho avy ny fotôna ze tsy hazakan'ny ôla ny feon'ny fampenarana. Fa kosa, zareo de hifidy mpampianatra ho an'azy araka reo fagniriny manokana. Reo de hagnitikitika ny sofin-jareo. Hagnala ny fiainon-jareo amin'ny famarinana reo, ary hivily ho aigny am'reo angano. Kanefa anareo, eritrereto tsara ny ra daôly. Hiareto ny zava-tsarotra; ataovy ny asan'ny evanjelista; tanteraho ny fanompoanareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/06.txt b/04/06.txt new file mode 100644 index 0000000..34c8cdb --- /dev/null +++ b/04/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 6 \v 7 \v 8 Satria efa hatolotra sahady za. Efa tonga ny fotôna hialako. Za de efa navita ny ady tsara; efa navita ny hazakazaka za; efa notanako ny finoana. Ny satroboninahitry ny famarinana de efa vôtokana ho anà, ze amen'ny Tompo, le mpitsara marina, ho anà am'zany andro zany, ary tsy ho anà rerika fôgna, fa ho an'reo ze daôly ze efa nitia ny fisehoany. \ No newline at end of file diff --git a/04/09.txt b/04/09.txt new file mode 100644 index 0000000..7157d49 --- /dev/null +++ b/04/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 9 \v 10 Ameo daôly ze tsara avy aminareo mbô handianana aty aminà malaky. Satria i Demasy efa niala taminà. Teny zao tontolo zao ary efa nande taigny Tesalonika izy. Kreska de nankaigny Galatia, ary Titosy nakaigny Dalmatia. \ No newline at end of file diff --git a/04/11.txt b/04/11.txt new file mode 100644 index 0000000..a1223b2 --- /dev/null +++ b/04/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 \v 12 \v 13 Lioka rerika iany no miaraka aminà. Alao i Marka ary ento izy miaraka aminao satria ilaiko amin'ny asa izy. Tykiko de nalefako taigny Efesosy. Le lamba ze navelako takao Troasy miaraka amin'ny karpo, ento igny rafa tonga anao, ary reo boky, ndrindra reo mifogny hoditra. \ No newline at end of file diff --git a/04/14.txt b/04/14.txt new file mode 100644 index 0000000..eaaf87f --- /dev/null +++ b/04/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 14 \v 15 \v 16 Aleksandro le mpanefy varahina de namiharihary asa ratsy taminà. Ny Tompo de hamaly an'azy araka reo asany. Anao iany kô de tokony hitandrina ny tegnanao amin'azy, satria izy de magnohitra mafy reo teninay. Tamin'ny fiarovan-tegnako vôlôny, tsisy nanampy anà. Nefa kosa, ny ôla daôly niala anà. Ôka mbô tsy vôheloka am'zany zareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/17.txt b/04/17.txt new file mode 100644 index 0000000..04f01b9 --- /dev/null +++ b/04/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 \v 18 Fa ny Tompo de nitsangana takeo agnilako ary nampahery anà mbô, amin'ny alalako, ny fagnambarana de afaka tanterahana tsara, ary mbô afaka haregny reo Jentilisa daôly. Za de avotra tamin'ny vavan'ny liona. Ny Tompo de hagnavotra anà amin'ny asa ratsy daôly ary hamonjy anà amin'ny fanjakany aigny an-dagnitra. Ho an'Azy anie ny voninahitra mandrakizay doria. Amena. \ No newline at end of file diff --git a/04/19.txt b/04/19.txt new file mode 100644 index 0000000..e15b24a --- /dev/null +++ b/04/19.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 19 \v 20 \v 21 \v 22 Ataovo veloma i Prisila, i Akoila, ary reo fenakavian'i Onesiforosy. Erasto de nipetraka takao Korinto, fa i Trofimo de nilôsako fa narary akao Mileto. Ameo ze tsara ndrindra avy aminao mbô atongavana alôn'ny rirignina. Magnano veloma an'nao i Eolobolo, ary Poda iany kô, Lino, Klaodio, ary reo rahala daôly. Hiaraka amin'ny fanahinao anie ny Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana. \ No newline at end of file