auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-15 13:41:49 +03:00 committed by root
parent 2d1e863c6f
commit 49e2da5c37
7 changed files with 7 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ôtran'zany iany kô i Jana sy i Jambra nitsagana nanohitra an'i Mosesy. Tam'zany de nitsangana iany kô reo mpampianatra sandoka reo hanoitra ny marina. Zareo de leila maratra saigna, tsy nankasitrahana tamin'ny finoana. Fa tsy ho lasana lavitra zareo. Satria ny adalàny de ho tazagna mazava amin'ny ôla daôly sakan'reo leila reo.
\v 8 \v 9 Ôtran'zany iany kô i Jana sy i Jambra nitsagana nanohitra an'i Mosesy. Tam'zany de nitsangana iany kô reo mpampianatra sandoka reo hanoitra ny marina. Zareo de leila maratra saigna, tsy nankasitrahana tamin'ny finoana. Fa tsy ho lasana lavitra zareo. Satria ny adalàny de ho tazagna mazava amin'ny ôla daôly sakan'reo leila reo.

View File

@ -1 +1 @@
Fa raha anareo ndre, de efa nagnaraka ny fampenarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finoana, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, reo fagnenjehana, reo fijalena, ary ze nitranga taminà taigny Antokia, taigny Ikonioma ary taigny Lystra. Niaritra reo fangnenjena za. Avy am'reo daôly reo, de namonjy anà ny Tompo. Ze daôly te hiaigna araka ny fomban'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesosy de ho hinjena. Reo ôlon-dratsy sy reo mpisandoka de ho aigny amin'ny ratsy koko hatraigny. Zareo de hitarika reo ôlon-kafa ho aigny amin'ny lalan-diso. Ary ny tegnan-jareo de ho voasarika am'zany.
\v 10 \v 11 \v 12 \v 13 Fa raha anareo ndre, de efa nagnaraka ny fampenarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finoana, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, reo fagnenjehana, reo fijalena, ary ze nitranga taminà taigny Antokia, taigny Ikonioma ary taigny Lystra. Niaritra reo fangnenjena za. Avy am'reo daôly reo, de namonjy anà ny Tompo. Ze daôly te hiaigna araka ny fomban'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesosy de ho hinjena. Reo ôlon-dratsy sy reo mpisandoka de ho aigny amin'ny ratsy koko hatraigny. Zareo de hitarika reo ôlon-kafa ho aigny amin'ny lalan-diso. Ary ny tegnan-jareo de ho voasarika am'zany.

View File

@ -1 +1 @@
Za de magnome ty didy hentitra ty akeo agnatrehan'Andriamanitra sy Jesosy Kristy, ze hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny fisehoany sy ny fanjakany: Mitoria ny Teny. Mivogonà na amin'ny fotôna na tsy amin'ny fotôna. Maganàra, mitinena mafy, mampirisiha, amim-paharetana sy ny fampenarana daôly.
\v 1 \v 2 Za de magnome ty didy hentitra ty akeo agnatrehan'Andriamanitra sy Jesosy Kristy, ze hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny fisehoany sy ny fanjakany: Mitoria ny Teny. Mivogonà na amin'ny fotôna na tsy amin'ny fotôna. Maganàra, mitinena mafy, mampirisiha, amim-paharetana sy ny fampenarana daôly.

View File

@ -1 +1 @@
Satria ho avy ny fotôna ze tsy hazakan'ny ôla ny feon'ny fampenarana. Fa kosa, zareo de hifidy mpampianatra ho an'azy araka reo fagniriny manokana. Reo de hagnitikitika ny sofin-jareo. Hagnala ny fiainon-jareo amin'ny famarinana reo, ary hivily ho aigny am'reo angano. Kanefa anareo, eritrereto tsara ny ra daôly. Hiareto ny zava-tsarotra; ataovy ny asan'ny evanjelista; tanteraho ny fanompoanareo.
\v 3 \v 4 \v 5 Satria ho avy ny fotôna ze tsy hazakan'ny ôla ny feon'ny fampenarana. Fa kosa, zareo de hifidy mpampianatra ho an'azy araka reo fagniriny manokana. Reo de hagnitikitika ny sofin-jareo. Hagnala ny fiainon-jareo amin'ny famarinana reo, ary hivily ho aigny am'reo angano. Kanefa anareo, eritrereto tsara ny ra daôly. Hiareto ny zava-tsarotra; ataovy ny asan'ny evanjelista; tanteraho ny fanompoanareo.

View File

@ -1 +1 @@
Satria efa hatolotra sahady za. Efa tonga ny fotôna hialako. Za de efa navita ny ady tsara; efa navita ny hazakazaka za; efa notanako ny finoana. Ny satroboninahitry ny famarinana de efa vôtokana ho anà, ze amen'ny Tompo, le mpitsara marina, ho anà am'zany andro zany, ary tsy ho anà rerika fôgna, fa ho an'reo ze daôly ze efa nitia ny fisehoany.
\v 6 \v 7 \v 8 Satria efa hatolotra sahady za. Efa tonga ny fotôna hialako. Za de efa navita ny ady tsara; efa navita ny hazakazaka za; efa notanako ny finoana. Ny satroboninahitry ny famarinana de efa vôtokana ho anà, ze amen'ny Tompo, le mpitsara marina, ho anà am'zany andro zany, ary tsy ho anà rerika fôgna, fa ho an'reo ze daôly ze efa nitia ny fisehoany.

View File

@ -1 +1 @@
Lioka rerika iany no miaraka aminà. Alao i Marka ary ento izy miaraka aminao satria ilaiko amin'ny asa izy. Tykiko de nalefako taigny Efesosy. Le lamba ze navelako takao Troasy miaraka amin'ny karpo, ento igny rafa tonga anao, ary reo boky, ndrindra reo mifogny hoditra.
\v 11 \v 12 \v 13 Lioka rerika iany no miaraka aminà. Alao i Marka ary ento izy miaraka aminao satria ilaiko amin'ny asa izy. Tykiko de nalefako taigny Efesosy. Le lamba ze navelako takao Troasy miaraka amin'ny karpo, ento igny rafa tonga anao, ary reo boky, ndrindra reo mifogny hoditra.

View File

@ -1 +1 @@
Aleksandro le mpanefy varahina de namiharihary asa ratsy taminà. Ny Tompo de hamaly an'azy araka reo asany. Anao iany kô de tokony hitandrina ny tegnanao amin'azy, satria izy de magnohitra mafy reo teninay. Tamin'ny fiarovan-tegnako vôlôny, tsisy nanampy anà. Nefa kosa, ny ôla daôly niala anà. Ôka mbô tsy vôheloka am'zany zareo.
\v 14 \v 15 \v 16 Aleksandro le mpanefy varahina de namiharihary asa ratsy taminà. Ny Tompo de hamaly an'azy araka reo asany. Anao iany kô de tokony hitandrina ny tegnanao amin'azy, satria izy de magnohitra mafy reo teninay. Tamin'ny fiarovan-tegnako vôlôny, tsisy nanampy anà. Nefa kosa, ny ôla daôly niala anà. Ôka mbô tsy vôheloka am'zany zareo.