auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-25 16:59:47 +03:00 committed by root
parent ab21aa729b
commit 2d1e863c6f
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny Tompo de nitsangana takeo agnilako ary nampahery anà mbô, amin'ny alalako, ny fagnambarana de afaka tanterahana tsara, ary mbô afaka haregny reo Jentilisa daôly. Za de avotra tamin'ny vavan'ny liona. Ny Tompo de hagnavotra anà amin'ny asa ratsy daôly ary hamonjy anà amin'ny fanjakany aigny an-dagnitra. Ho an'Azy anie ny voninahitra mandrakizay doria. Amena.
\v 17 \v 18 Fa ny Tompo de nitsangana takeo agnilako ary nampahery anà mbô, amin'ny alalako, ny fagnambarana de afaka tanterahana tsara, ary mbô afaka haregny reo Jentilisa daôly. Za de avotra tamin'ny vavan'ny liona. Ny Tompo de hagnavotra anà amin'ny asa ratsy daôly ary hamonjy anà amin'ny fanjakany aigny an-dagnitra. Ho an'Azy anie ny voninahitra mandrakizay doria. Amena.

View File

@ -1 +1 @@
Ataovo veloma i Prisila, i Akoila, ary reo fenakavian'i Onesiforosy. Erasto de nipetraka takao Korinto, fa i Trofimo de nilôsako fa narary akao Mileto. Ameo ze tsara ndrindra avy aminao mbô atongavana alôn'ny rirignina. Magnano veloma an'nao i Eolobolo, ary Poda iany kô, Lino, Klaodio, ary reo rahala daôly. Hiaraka amin'ny fanahinao anie ny Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana.
\v 19 \v 20 \v 21 \v 22 Ataovo veloma i Prisila, i Akoila, ary reo fenakavian'i Onesiforosy. Erasto de nipetraka takao Korinto, fa i Trofimo de nilôsako fa narary akao Mileto. Ameo ze tsara ndrindra avy aminao mbô atongavana alôn'ny rirignina. Magnano veloma an'nao i Eolobolo, ary Poda iany kô, Lino, Klaodio, ary reo rahala daôly. Hiaraka amin'ny fanahinao anie ny Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana.