auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-26 07:57:33 +08:00 committed by root
parent d435659ffc
commit 390fd9a612
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Ka aza megnatra amin'ny fijorôgna vavolombela momban'ny Tompontsika , na amina, Paoly, le gadrany. Fa kosa, mizarà amin'ny fahorina ny filazantsara araka ny herin'Andriamanitra. \v 9 Fa Andriamanitra no namonjy antsika sy nikaiky antsika tamin'ny kaika masina. Nagnano zany Izy, tsy no ro asantsika, fa non'ny drafitra ze efa nataony sy ny fahasoavany. Na de mbôla tsy nendo aza ny fotôna de efa nagnome an'reny ra takao amin'i Kristy Izy.\v 10 Fa am'ezao fotôna zao ny famonjen'Andriamanitra de nambara tamin'ny alalan'ny fiseon'i Kristy Jesôsy Mpagnavotra antsika. Kristy ze nagnafôna ny fahafatesana ary nitôndra fiainana ze tsy ho tapitra mandrakizay mba hagnazava amin'ny alalan'ny filaantsara. \v 11 No zany, de vôtondro ho mpitory teny za, ho apostoly; ary ho mpampianatra. [Fagnamarihana: Reo dikan-teny talô sasany manampy hoe:" Ho an'ny Jetilisa."
\v 8 Ka aza megnatra amin'ny fijorôgna vavolombela momban'ny Tompontsika , na amina, Paoly, le gadrany. Fa kosa, mizarà amin'ny fahorina ny filazantsara araka ny herin'Andriamanitra. \v 9 Fa Andriamanitra no namonjy antsika sy nagnantso antsika tamin'ny antso masina. Nagnano zany Izy, tsy no ro asantsika, fa non'ny drafitra ze efa nataony sy ny fahasoavany. Na de mbôla tsy nendo aza ny fotôna de efa nagnome an'reny ra takao amin'i Kristy Izy.\v 10 Fa am'ezao fotôna zao ny famonjen'Andriamanitra de nambara tamin'ny alalan'ny fiseon'i Kristy Jesôsy Mpagnavotra antsika. Kristy ze nagnafôna ny fahafatesana ary nitôndra fiainana ze tsy ho tapitra mandrakizay mba hagnazava amin'ny alalan'ny filaantsara. \v 11 No zany, de vôtondro ho mpitory teny za, ho apostoly; ary ho mpampianatra. [Fagnamarihana: Reo dikan-teny talô sasany manampy hoe:" Ho an'ny Jetilisa."