plt-x-sihanaka_2ti_text_reg/01/08.txt

1 line
877 B
Plaintext

\v 8 Ka aza megnatra amin'ny fijorôgna vavolombela momban'ny Tompontsika , na amina, Paoly, le gadrany. Fa kosa, mizarà amin'ny fahorina ny filazantsara araka ny herin'Andriamanitra. \v 9 Fa Andriamanitra no namonjy antsika sy nagnantso antsika tamin'ny antso masina. Nagnano zany Izy, tsy no ro asantsika, fa non'ny drafitra ze efa nataony sy ny fahasoavany. Na de mbôla tsy nendo aza ny fotôna de efa nagnome an'reny ra takao amin'i Kristy Izy.\v 10 Fa am'ezao fotôna zao ny famonjen'Andriamanitra de nambara tamin'ny alalan'ny fiseon'i Kristy Jesôsy Mpagnavotra antsika. Kristy ze nagnafôna ny fahafatesana ary nitôndra fiainana ze tsy ho tapitra mandrakizay mba hagnazava amin'ny alalan'ny filaantsara. \v 11 No zany, de vôtondro ho mpitory teny za, ho apostoly; ary ho mpampianatra. [Fagnamarihana: Reo dikan-teny talô sasany manampy hoe:" Ho an'ny Jetilisa."