auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-25 10:15:25 +08:00 committed by root
parent acbb82c8d9
commit 2fa1a58d78
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Milefasa an'reo filàn'ny tanora. Mitadiava fahamarianana, finoana, fitiavana, ary fihavanana miaraka amin'reo ze magnantso ny Tompo amin'ny fo madio. Saingy mandàva reo fagnontaniana adala sy tsy misy fotony. Fantatrareo fa miteraka ady reo.
\v 22 \v 23 Milefasa an'reo filàn'ny tanora. Mitadiava fahamarianana, finoana, fitiavana, ary fihavanana miaraka amin'reo ze magnantso ny Tompo amin'ny fo madio. Saingy mandàva reo fagnontaniana adala sy tsy misy fotony. Fantatrareo fa miteraka ady reo.

View File

@ -1 +1 @@
Ny mpanompon'ny Tompo de tsy tokony mifanditra. Fa kosa tsy maintsy malemy fagna amin'ny daôly izy, mahay mampianatra, ary maharitra. Tsy maintsy akao amin'ny fahalemem-pagna no ampenarany reo ze manohitra an'azy. Fa angamba Andriamanitra mety hagnome an'azy reo fibebahana ho an'ny fahalalana ny marina. Manjary hody ndre ny fisainan'jareo ary hiala ny fandriky ny devoly, rafa avy nosamboriny tamin'ny sitrapony.
\v 24 \v 25 \v 26 Ny mpanompon'ny Tompo de tsy tokony mifanditra. Fa kosa tsy maintsy malemy fagna amin'ny daôly izy, mahay mampianatra, ary maharitra. Tsy maintsy akao amin'ny fahalemem-pagna no ampenarany reo ze manohitra an'azy. Fa angamba Andriamanitra mety hagnome an'azy reo fibebahana ho an'ny fahalalana ny marina. Manjary hody ndre ny fisainan'jareo ary hiala ny fandriky ny devoly, rafa avy nosamboriny tamin'ny sitrapony.