auto save
This commit is contained in:
parent
ee1e909e4b
commit
acbb82c8d9
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ny mpanompon'ny Tompo de tsy tokony mifanditra. Fa kosa tsy maintsy malemy fagna amin'ny daôly izy, mahay mampianatra, ary maharitra. Tsy maintsy akao amin'ny fahalemem-pagna no ampenarany reo ze manohitra an'azy. Fa angamba Andriamanitra mety hagnome an'azy reo fibebahana ho an'ny fahalalana ny marina. Manjary hody ndre ny fisainan'jareo ary hiala ny fandriky ny devoly;
|
||||
Ny mpanompon'ny Tompo de tsy tokony mifanditra. Fa kosa tsy maintsy malemy fagna amin'ny daôly izy, mahay mampianatra, ary maharitra. Tsy maintsy akao amin'ny fahalemem-pagna no ampenarany reo ze manohitra an'azy. Fa angamba Andriamanitra mety hagnome an'azy reo fibebahana ho an'ny fahalalana ny marina. Manjary hody ndre ny fisainan'jareo ary hiala ny fandriky ny devoly, rafa avy nosamboriny tamin'ny sitrapony.
|
Loading…
Reference in New Issue