auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-24 16:44:06 +03:00 committed by root
parent 991d0cc595
commit 147ee5179d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa raha anareo ndre, de efa nagnaraka ny fampenarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finoana, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, reo fagnenjehana, reo fijalena, ary ze nitranga taminà taigny Antokia, taigny Ikonioma ary taigny Lystra. Niaritra reo fangnenjena za. Avy am'reo daôly reo, de namonjy anà ny Tompo. Ze daôly te hiaigna araka ny fomban'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesosy de ho hinjena. Reo ôlon-dratsy
Fa raha anareo ndre, de efa nagnaraka ny fampenarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finoana, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, reo fagnenjehana, reo fijalena, ary ze nitranga taminà taigny Antokia, taigny Ikonioma ary taigny Lystra. Niaritra reo fangnenjena za. Avy am'reo daôly reo, de namonjy anà ny Tompo. Ze daôly te hiaigna araka ny fomban'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesosy de ho hinjena. Reo ôlon-dratsy sy reo mpisandoka de ho aigny amin'ny ratsy koko hatraigny. Zareo de hitarika reo ôlon-kafa