auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-24 16:25:20 +03:00 committed by root
parent 236ae7d1e7
commit 991d0cc595
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa raha anareo ndre, de efa nagnaraka ny fampenarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finoana, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, reo fanenjehana, reo fijalena, ary ze nitranga taminà taigny Antokia, taigny Ikonioma ary taigny
Fa raha anareo ndre, de efa nagnaraka ny fampenarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finoana, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, reo fagnenjehana, reo fijalena, ary ze nitranga taminà taigny Antokia, taigny Ikonioma ary taigny Lystra. Niaritra reo fangnenjena za. Avy am'reo daôly reo, de namonjy anà ny Tompo. Ze daôly te hiaigna araka ny fomban'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesosy de ho hinjena. Reo ôlon-dratsy