plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/01/16.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 16 Fa zahay de tsy nagnaraka angano tsara rafitra ze noforonina rafa niresaka taminareo ny momban'ny hery sy ny nibôgnan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Fa kosa, zahay de vavolombelona nahita ny fendrianany. \v 17 Fa Izy de naharay laza amam-boninahitra avy tamin'Andriamanitra Ray rafa nisy feo tonga takeo Aminy tam-le voninahitra gedabe ndrindra hoe: "Ity no Zanako malalako, ze sitrako ndrindra." \v 18 Naharegny zany feo avy taigny an-danitra zany zahay, rafa niaraka taminy taigny an-tanety masina.