\v 16 Fa zahay de tsy nagnaraka angano tsara rafitra ze noforonina rafa niresaka taminareo ny momban'ny hery sy ny nibĂ´gnan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Fa kosa, zahay de vavolombelona nahita ny fendrianany. \v 17 Fa Izy de naharay laza amam-boninahitra avy tamin'Andriamanitra Ray rafa nisy feo tonga takeo Aminy tam-le voninahitra gedabe ndrindra hoe: "Ity no Zanako malalako, ze sitrako ndrindra." \v 18 Naharegny zany feo avy taigny an-danitra zany zahay, rafa niaraka taminy taigny an-tanety masina.