auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-26 08:15:34 +08:00 committed by root
parent 68a15aa291
commit eb1568d084
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ny mpaminagny sandoka de tonga takeo amin'ny ôla, ary ny mpampianatra sandoka iany kô de ho avy akeo aminareo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika zareo. Izy reo de mitondra fapotena malaky amin'izy reo. \v 2 Betsaka no hagnaraka ny fijejojejoan'izy reo, ary amin'ny alalan'regny, ary amin'ny alalan'regny no hitenenan-dratsy ny lalan'ny famarinana. \v 3 Amin'ny firegnana no hagnararaotany anareo miaraka amin'ny teny mamitaka. Tsy ho ela ny fanamelohana an'izy regny, tsy matory ny fapotehan'izy regny.
\v 1 Ny mpaminagny sandoka de tonga takeo amin'ny ôla, ary ny mpampianatra sandoka iany kô de ho avy akeo aminareo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika zareo. Izy reo de mitondra fapotena malaky am-jareo. \v 2 Betsaka no hagnaraka ny fijejojejoan-jareo, ary amin'ny alalan-regny, ary amin'ny alalan-regny no hitenenan-dratsy ny lalan'ny famarinana. \v 3 Amin'ny firegnana no hagnararaotany anareo miaraka amin'ny teny mamitaka. Tsy ho ela ny fanamelohana an'izy regny, tsy matory ny fapotehan'izy regny.