diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index c8d107f..438c483 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Ny mpaminagny sandoka de tonga takeo amin'ny ôla, ary ny mpampianatra sandoka iany kô de ho avy akeo aminareo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika zareo. Izy reo de mitondra fapotena malaky amin'izy reo. \v 2 Betsaka no hagnaraka ny fijejojejoan'izy reo, ary amin'ny alalan'regny, ary amin'ny alalan'regny no hitenenan-dratsy ny lalan'ny famarinana. \v 3 Amin'ny firegnana no hagnararaotany anareo miaraka amin'ny teny mamitaka. Tsy ho ela ny fanamelohana an'izy regny, tsy matory ny fapotehan'izy regny. \ No newline at end of file +\v 1 Ny mpaminagny sandoka de tonga takeo amin'ny ôla, ary ny mpampianatra sandoka iany kô de ho avy akeo aminareo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika zareo. Izy reo de mitondra fapotena malaky am-jareo. \v 2 Betsaka no hagnaraka ny fijejojejoan-jareo, ary amin'ny alalan-regny, ary amin'ny alalan-regny no hitenenan-dratsy ny lalan'ny famarinana. \v 3 Amin'ny firegnana no hagnararaotany anareo miaraka amin'ny teny mamitaka. Tsy ho ela ny fanamelohana an'izy regny, tsy matory ny fapotehan'izy regny. \ No newline at end of file