auto save
This commit is contained in:
parent
04dca95296
commit
cec64ead5a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Non'zany de vonona fogna za hampatsiaro an'nareo reo za reo, na de fantatrareo aza reo, ary na de matanjaka akao amin'ny marina aza anareo am'zao fotôna zao. Za mieritreritra fa rariny amiko ny mamô an'nareo amin'ny fampatsehivana reo ra reo, raha mbola aketo amin'ty trano-lay ty za. Satria fantatro fa tsy ho ela de alàko ny tragno-laiko, ôtran'ze nabôgnan'i Jesosy Kristy Tompontsika anà. Ary ho ataoko ze farany vitako mba hatserovanareo mandrakariva reo ra reo rafa lasa za.
|
||||
\v 13 \v 12 \v 14 \v 15 Non'zany de vonona fogna za hampatsiaro an'nareo reo za reo, na de fantatrareo aza reo, ary na de matanjaka akao amin'ny marina aza anareo am'zao fotôna zao. Za mieritreritra fa rariny amiko ny mamô an'nareo amin'ny fampatsehivana reo ra reo, raha mbola aketo amin'ty trano-lay ty za. Satria fantatro fa tsy ho ela de alàko ny tragno-laiko, ôtran'ze nabôgnan'i Jesosy Kristy Tompontsika anà. Ary ho ataoko ze farany vitako mba hatserovanareo mandrakariva reo ra reo rafa lasa za.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara anareo. Zany de ôtran'ny jiro mazava akao agnaty haizigna mandra-piavin'ny maraigna sy ny kintan'ny maraigna miposaka akao am-ponareo. Fantaro alô zao, fa tsy misy faminagniana avy amin'ny famoan-kevitry ny ôla. Fa tsy misy faminagniana avy tamin'ny sitrapon'ny ôla. Fa kosa, notarihan'ny Fanahy Masina izy regny mba hiteny ze notinenin'Andriamanitra.
|
||||
\v 19 \v 20 \v 21 Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara anareo. Zany de ôtran'ny jiro mazava akao agnaty haizigna mandra-piavin'ny maraigna sy ny kintan'ny maraigna miposaka akao am-ponareo. Fantaro alô zao, fa tsy misy faminagniana avy amin'ny famoan-kevitry ny ôla. Fa tsy misy faminagniana avy tamin'ny sitrapon'ny ôla. Fa kosa, notarihan'ny Fanahy Masina izy regny mba hiteny ze notinenin'Andriamanitra.
|
Loading…
Reference in New Issue