From cec64ead5a526349197947400f1c01d945ea06eb Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 6 Feb 2020 15:49:35 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/12.txt | 2 +- 01/19.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index 3def4e7..8c47686 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Non'zany de vonona fogna za hampatsiaro an'nareo reo za reo, na de fantatrareo aza reo, ary na de matanjaka akao amin'ny marina aza anareo am'zao fotôna zao. Za mieritreritra fa rariny amiko ny mamô an'nareo amin'ny fampatsehivana reo ra reo, raha mbola aketo amin'ty trano-lay ty za. Satria fantatro fa tsy ho ela de alàko ny tragno-laiko, ôtran'ze nabôgnan'i Jesosy Kristy Tompontsika anà. Ary ho ataoko ze farany vitako mba hatserovanareo mandrakariva reo ra reo rafa lasa za. \ No newline at end of file +\v 13 \v 12 \v 14 \v 15 Non'zany de vonona fogna za hampatsiaro an'nareo reo za reo, na de fantatrareo aza reo, ary na de matanjaka akao amin'ny marina aza anareo am'zao fotôna zao. Za mieritreritra fa rariny amiko ny mamô an'nareo amin'ny fampatsehivana reo ra reo, raha mbola aketo amin'ty trano-lay ty za. Satria fantatro fa tsy ho ela de alàko ny tragno-laiko, ôtran'ze nabôgnan'i Jesosy Kristy Tompontsika anà. Ary ho ataoko ze farany vitako mba hatserovanareo mandrakariva reo ra reo rafa lasa za. \ No newline at end of file diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt index eb257b6..19e992b 100644 --- a/01/19.txt +++ b/01/19.txt @@ -1 +1 @@ -Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara anareo. Zany de ôtran'ny jiro mazava akao agnaty haizigna mandra-piavin'ny maraigna sy ny kintan'ny maraigna miposaka akao am-ponareo. Fantaro alô zao, fa tsy misy faminagniana avy amin'ny famoan-kevitry ny ôla. Fa tsy misy faminagniana avy tamin'ny sitrapon'ny ôla. Fa kosa, notarihan'ny Fanahy Masina izy regny mba hiteny ze notinenin'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 19 \v 20 \v 21 Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara anareo. Zany de ôtran'ny jiro mazava akao agnaty haizigna mandra-piavin'ny maraigna sy ny kintan'ny maraigna miposaka akao am-ponareo. Fantaro alô zao, fa tsy misy faminagniana avy amin'ny famoan-kevitry ny ôla. Fa tsy misy faminagniana avy tamin'ny sitrapon'ny ôla. Fa kosa, notarihan'ny Fanahy Masina izy regny mba hiteny ze notinenin'Andriamanitra. \ No newline at end of file