auto save
This commit is contained in:
parent
08323f2d24
commit
5a8903ec1b
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 14 Non'izany, ry malala, satria magnantena zany ra zany nareo, magnaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hagnan-tsiny eo agnatrehany, am-pedanana\v 15 Ary iany ko, eritrereto ny faharetan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, otrany ny nosoratan'i Paoly ralay malalantsika taminareo, araka ny fahendrena ze nomegna an'azy \v 16 Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina Ola tsy misy fahalalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, otrany hanaovany reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany
|
\v 14 Non'izany, ry malala, satria magnantena zany ra zany nareo, magnaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hagnan-tsiny eo agnatrehany, am-pedanana. \v 15 Ary iany ko, eritrereto ny faretan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, ôtrany ny nosoratan'i Paoly ralà malalantsika taminareo, araka ny faendregna ze nomegna an'azy. \v 16 Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina Ola tsy misy fahalalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, otrany hanaovany reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany
|
Loading…
Reference in New Issue