From 5a8903ec1be57ed81dcd79aa377525f64a34402a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Sat, 9 Nov 2019 11:03:39 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 03/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index 5d25ff0..acdee6a 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Non'izany, ry malala, satria magnantena zany ra zany nareo, magnaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hagnan-tsiny eo agnatrehany, am-pedanana\v 15 Ary iany ko, eritrereto ny faharetan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, otrany ny nosoratan'i Paoly ralay malalantsika taminareo, araka ny fahendrena ze nomegna an'azy \v 16 Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina Ola tsy misy fahalalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, otrany hanaovany reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany \ No newline at end of file +\v 14 Non'izany, ry malala, satria magnantena zany ra zany nareo, magnaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hagnan-tsiny eo agnatrehany, am-pedanana. \v 15 Ary iany ko, eritrereto ny faretan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, ôtrany ny nosoratan'i Paoly ralà malalantsika taminareo, araka ny faendregna ze nomegna an'azy. \v 16 Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina Ola tsy misy fahalalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, otrany hanaovany reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany \ No newline at end of file