auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-06 08:53:21 +08:00 committed by root
parent e699434043
commit 32fb9be4f3
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa zahay de tsy nagnaraka angano tsara rafitra ze noforonina rafa niresaka taminareo ny momban'ny hery sy ny nibôgnan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Fa kosa, zahay de vavolombelona nahita ny fendrianany. Fa Izy de naharay laza amam-boninahitra avy tamin'Andriamanitra Ray rafa nisy feo tonga takeo Aminy tamin'le voninahitra gedabe ndrindra hoe: "Ity no Zanako malalako, ze sitrako ndrindra." Naharegny zany feo avy taigny an-danitra zany zahay, rafa niaraka taminy t
Fa zahay de tsy nagnaraka angano tsara rafitra ze noforonina rafa niresaka taminareo ny momban'ny hery sy ny nibôgnan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Fa kosa, zahay de vavolombelona nahita ny fendrianany. Fa Izy de naharay laza amam-boninahitra avy tamin'Andriamanitra Ray rafa nisy feo tonga takeo Aminy tamin'le voninahitra gedabe ndrindra hoe: "Ity no Zanako malalako, ze sitrako ndrindra." Naharegny zany feo avy taigny an-danitra zany zahay, rafa niaraka taminy taigny an-tanety masina.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara