diff --git a/01/16.txt b/01/16.txt index fe16b16..9c2eb3b 100644 --- a/01/16.txt +++ b/01/16.txt @@ -1 +1 @@ -Fa zahay de tsy nagnaraka angano tsara rafitra ze noforonina rafa niresaka taminareo ny momban'ny hery sy ny nibôgnan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Fa kosa, zahay de vavolombelona nahita ny fendrianany. Fa Izy de naharay laza amam-boninahitra avy tamin'Andriamanitra Ray rafa nisy feo tonga takeo Aminy tamin'le voninahitra gedabe ndrindra hoe: "Ity no Zanako malalako, ze sitrako ndrindra." Naharegny zany feo avy taigny an-danitra zany zahay, rafa niaraka taminy t \ No newline at end of file +Fa zahay de tsy nagnaraka angano tsara rafitra ze noforonina rafa niresaka taminareo ny momban'ny hery sy ny nibôgnan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Fa kosa, zahay de vavolombelona nahita ny fendrianany. Fa Izy de naharay laza amam-boninahitra avy tamin'Andriamanitra Ray rafa nisy feo tonga takeo Aminy tamin'le voninahitra gedabe ndrindra hoe: "Ity no Zanako malalako, ze sitrako ndrindra." Naharegny zany feo avy taigny an-danitra zany zahay, rafa niaraka taminy taigny an-tanety masina. \ No newline at end of file diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt new file mode 100644 index 0000000..8fd951c --- /dev/null +++ b/01/19.txt @@ -0,0 +1 @@ +Tsika de managna ty teny faminagnina ze efa natao mafy orina ty. Tokony hitandrina ze tsara \ No newline at end of file