auto save
This commit is contained in:
parent
d977e29cdb
commit
fe9715dc91
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Fa salan'ny hitomboan'ny fijalen'i Kristy nohon'ny aminay, no hitomboan'ny fampiononana an'nay ka amin'ny alalan'i Kristy. Fa raha nampahoriana ze, zany de ho an'ny fampiononana sy famonjena an'nareo.
|
Fa salan'ny hitomboan'ny fijalen'i Kristy nohon'ny aminay, no hitomboan'ny fampiononana an'nay ka amin'ny alalan'i Kristy. Fa raha nampahoriana ze, zany de ho an'ny fampiononana sy famonjena an'nareo. Ary raha nampiononona zahay, zany de ho an'ny fampiononana an'nareo. Ny fampiononanareo de mandaitra rafa mana-paharetana hizara reo fijalena ze mitovy amin'ny fijalenay kô. Fa ny fatokisanay momba an'nareo de azo antoka, satria zahay de mafantatra fa anareo kô de mizara reo fijalena, anareo kô de mizara fampiononana.
|
Loading…
Reference in New Issue