diff --git a/01/05.txt b/01/05.txt index 731b6e2..ee21041 100644 --- a/01/05.txt +++ b/01/05.txt @@ -1 +1 @@ -Fa salan'ny hitomboan'ny fijalen'i Kristy nohon'ny aminay, no hitomboan'ny fampiononana an'nay ka amin'ny alalan'i Kristy. Fa raha nampahoriana ze, zany de ho an'ny fampiononana sy famonjena an'nareo. \ No newline at end of file +Fa salan'ny hitomboan'ny fijalen'i Kristy nohon'ny aminay, no hitomboan'ny fampiononana an'nay ka amin'ny alalan'i Kristy. Fa raha nampahoriana ze, zany de ho an'ny fampiononana sy famonjena an'nareo. Ary raha nampiononona zahay, zany de ho an'ny fampiononana an'nareo. Ny fampiononanareo de mandaitra rafa mana-paharetana hizara reo fijalena ze mitovy amin'ny fijalenay kô. Fa ny fatokisanay momba an'nareo de azo antoka, satria zahay de mafantatra fa anareo kô de mizara reo fijalena, anareo kô de mizara fampiononana. \ No newline at end of file diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt new file mode 100644 index 0000000..4761725 --- /dev/null +++ b/01/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +Fa tsy tenay \ No newline at end of file