auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-21 09:01:45 +08:00 committed by root
parent a7e33ddf11
commit cb5f1a669b
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny alalan'zany no nampaereana an'nay. Mihôtra non'ny fampaerezana ze efa anagnanay, nihoa-pampagna ny fifalenay non'ny fifalen'i Titosy, satria ny fagnahiny de velombelona noho ny aminareo daôly. Raha ôtra ka nirehare taminy ny momba an'nareo za, de tsy mba afa-baraka za. Mifanotra am'zany, reo ra daôly ze noteneninay taminareo de marina avokô, ny fireharehanay momba an'nareo tamin'i Titiso de vôporofo fa marina.
\v 13 \v 14 Tamin'ny alalan'zany no nampaereana an'nay. Mihôtra non'ny fampaerezana ze efa anagnanay, nihoa-pampagna ny fifalenay non'ny fifalen'i Titosy, satria ny fagnahiny de velombelona noho ny aminareo daôly. Raha ôtra ka nirehare taminy ny momba an'nareo za, de tsy mba afa-baraka za. Mifanotra am'zany, reo ra daôly ze noteneninay taminareo de marina avokô, ny fireharehanay momba an'nareo tamin'i Titiso de vôporofo fa marina.

View File

@ -1 +1 @@
Ny fitiavany an'naro de leibe koko, salan'ny natsiavôvany ny fagnikesanareo daôly, Endrey ny fandraisanareo an'azy tamin'ny tatra sy ho vita. Faly za satria managna fatokisana tanteraka taminareo.
\v 15 \v 16 Ny fitiavany an'naro de leibe koko, salan'ny natsiavôvany ny fagnikesanareo daôly, Endrey ny fandraisanareo an'azy tamin'ny tatra sy ho vita. Faly za satria managna fatokisana tanteraka taminareo.