diff --git a/07/13.txt b/07/13.txt index d635507..10c30d4 100644 --- a/07/13.txt +++ b/07/13.txt @@ -1 +1 @@ -Tamin'ny alalan'zany no nampaereana an'nay. Mihôtra non'ny fampaerezana ze efa anagnanay, nihoa-pampagna ny fifalenay non'ny fifalen'i Titosy, satria ny fagnahiny de velombelona noho ny aminareo daôly. Raha ôtra ka nirehare taminy ny momba an'nareo za, de tsy mba afa-baraka za. Mifanotra am'zany, reo ra daôly ze noteneninay taminareo de marina avokô, ny fireharehanay momba an'nareo tamin'i Titiso de vôporofo fa marina. \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 Tamin'ny alalan'zany no nampaereana an'nay. Mihôtra non'ny fampaerezana ze efa anagnanay, nihoa-pampagna ny fifalenay non'ny fifalen'i Titosy, satria ny fagnahiny de velombelona noho ny aminareo daôly. Raha ôtra ka nirehare taminy ny momba an'nareo za, de tsy mba afa-baraka za. Mifanotra am'zany, reo ra daôly ze noteneninay taminareo de marina avokô, ny fireharehanay momba an'nareo tamin'i Titiso de vôporofo fa marina. \ No newline at end of file diff --git a/07/15.txt b/07/15.txt index 000f442..94444dd 100644 --- a/07/15.txt +++ b/07/15.txt @@ -1 +1 @@ -Ny fitiavany an'naro de leibe koko, salan'ny natsiavôvany ny fagnikesanareo daôly, Endrey ny fandraisanareo an'azy tamin'ny tatra sy ho vita. Faly za satria managna fatokisana tanteraka taminareo. \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 Ny fitiavany an'naro de leibe koko, salan'ny natsiavôvany ny fagnikesanareo daôly, Endrey ny fandraisanareo an'azy tamin'ny tatra sy ho vita. Faly za satria managna fatokisana tanteraka taminareo. \ No newline at end of file