Mon Jun 08 2020 18:35:26 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 18:35:26 +03:00
parent bab0780027
commit 882ef9d1bf
4 changed files with 8 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Fa tsika de mifaly rafa marefo ary mafy anareo. Fa tsika fôgna kô de mivavaka mbô ho ataontsika feno anareo. Magnoratra an'reto ra reto za raha magnalavitra an'nareo za, ka rafa miaraka aminareo za de tsy vôtery mitondra an'nareo am-pasosena amin'ny fampesana ny faefako - ze namen'ny Tompo anà - mbô ananganako an'nareo ary tsy hanimba an'nareo.
\v 9 Fa tsika de mifaly rafa marefo ary mafy anareo. Fa tsika fôgna kô de mivavaka mbô ho ataontsika feno anareo. \v 10 Magnoratra an'reto ra reto za raha magnalavitra an'nareo za, ka rafa miaraka aminareo za de tsy vôtery mitondra an'nareo am-pasosena amin'ny fampesana ny faefako - ze namen'ny Tompo anà - mbô ananganako an'nareo ary tsy hanimba an'nareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Faragny, ry ralà, mifalia! Miasà ho amin'ny fameregnana amin'ny lôny, maereza, mifaneke ny tsyraikaraika, miaignà am-pedanana, ary ny Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana de hiaraka aminareo. Mifampiarabà anareo amin'ny fagnorohana Masina.
\v 11 Faragny, ry ralà, mifalia! Miasà ho amin'ny fameregnana amin'ny lôny, maereza, mifaneke ny tsyraikaraika, miaignà am-pedanana, ary ny Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana de hiaraka aminareo. \v 12 Mifampiarabà anareo amin'ny fagnorohana Masina.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Reo mpino daôly de magnano veloma an'nareo. [Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de magnambatra ny andininy faha 13 amin'ny andininy faha 14 ho andininy faha 13.] Enga anie ny fahasoavan'ny Tompo Jesosy Kristy, ny fitiavan'Andriamanitra, sy ny fiarahana amin'ny Fanahy Masina ho akao aminareo daôly.
\v 13 Reo mpino daôly de magnano veloma an'nareo. [Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de magnambatra ny andininy faha 13 amin'ny andininy faha 14 ho andininy faha 13.] \v 14 Enga anie ny fahasoavan'ny Tompo Jesosy Kristy, ny fitiavan'Andriamanitra, sy ny fiarahana amin'ny Fanahy Masina ho akao aminareo daôly.

View File

@ -158,6 +158,10 @@
"13-title",
"13-01",
"13-03",
"13-05"
"13-05",
"13-07",
"13-09",
"13-11",
"13-13"
]
}