plt-x-sihanaka_2co_text_reg/13/13.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 13 Reo mpino daôly de magnano veloma an'nareo. [Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de magnambatra ny andininy faha 13 amin'ny andininy faha 14 ho andininy faha 13.] \v 14 Enga anie ny fahasoavan'ny Tompo Jesosy Kristy, ny fitiavan'Andriamanitra, sy ny fiarahana amin'ny Fanahy Masina ho akao aminareo daôly.