auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 06:57:14 +08:00 committed by root
parent 6b03ae6c2c
commit 7aaf5f28f4
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa raha very saigna zahay, de ho an'Andriamanitra zany; ary raha tonga saigna tsara zahay, de ho an'nareo zany. Fa ny fitiavan'i Kristy no manery an'nay, satria azonay antoka; nisy ôla raika maty hamonjy ny daôly, ary no zany de maty kô izy daôly. Maty Izy hoan'ny daôly, mba tsy velona ho an'ny tegnan-jareo ze velona ntsony ze velona fa ho an'Azy ze maty ary natsangana nony fitiavana an'azy
Fa raha very saigna zahay, de ho an'Andriamanitra zany; ary raha tonga saigna tsara zahay, de ho an'nareo zany. Fa ny fitiavan'i Kristy no manery an'nay, satria azonay antoka; nisy ôla raika maty hamonjy ny daôly, ary no zany de maty kô izy daôly. Maty Izy hoan'ny daôly, mba tsy velona ho an'ny tegnan-jareo ze velona ntsony ze velona fa ho an'Azy ze maty ary natsangana nony fitiavana an'azy reo.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
No zany antony zany, manomboka zao de tsy mitsara n'iza n'iza araka ny fomban'olombelona stsika, na de efa nizaha an'i Kristy