auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 06:33:58 +08:00 committed by root
parent 93ed6bc552
commit 6b03ae6c2c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa raha very saigna zahay, de ho an'Andriamanitra zany; ary raha tonga saigna tsara zahay, de ho an'nareo zany. Fa ny fitiavan'i Kristy no maner
Fa raha very saigna zahay, de ho an'Andriamanitra zany; ary raha tonga saigna tsara zahay, de ho an'nareo zany. Fa ny fitiavan'i Kristy no manery an'nay, satria azonay antoka; nisy ôla raika maty hamonjy ny daôly, ary no zany de maty kô izy daôly. Maty Izy hoan'ny daôly, mba tsy velona ho an'ny tegnan-jareo ze velona ntsony ze velona fa ho an'Azy ze maty ary natsangana nony fitiavana an'azy