auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-09 06:31:28 +08:00 committed by root
parent 5348fafa8b
commit 7412b31ea7
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa zahay managna fagnahin'ny finoana mitovy araka ze vôsoratra hoe: "Nino za, ary de niteny za." Mino iany kô zahay, ary de niteny iany kô zahay. Fantatray fa le tokana ze manangana ny Tompo Jesosy de hanangana antsika iany kô miaraka am'Jesosy. Fantatray fa hitondra an'nay maira
Fa zahay managna fagnahin'ny finoana mitovy araka ze vôsoratra hoe: "Nino za, ary de niteny za." Mino iany kô zahay, ary de niteny iany kô zahay. Fantatray fa le tokana ze manangana ny Tompo Jesosy de hanangana antsika iany kô miaraka am'Jesosy. Fantatray fa hitondra an'nay mairaka aminareo akao am'fagnatrehany Izy. Ny ra-daôly de ho an'nareo mba, araka ny fasoavana vôparitaka tam'ôla betsaka, no hitomboan'ny fagnomezam-pisaorana ao am'voninahitr'Andriamanitra.

1
04/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
No zany de tsy ho kivy zahay. Na de mam