diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index cd14af4..b7c4f08 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -Fa zahay managna fagnahin'ny finoana mitovy araka ze vôsoratra hoe: "Nino za, ary de niteny za." Mino iany kô zahay, ary de niteny iany kô zahay. Fantatray fa le tokana ze manangana ny Tompo Jesosy de hanangana antsika iany kô miaraka am'Jesosy. Fantatray fa hitondra an'nay maira \ No newline at end of file +Fa zahay managna fagnahin'ny finoana mitovy araka ze vôsoratra hoe: "Nino za, ary de niteny za." Mino iany kô zahay, ary de niteny iany kô zahay. Fantatray fa le tokana ze manangana ny Tompo Jesosy de hanangana antsika iany kô miaraka am'Jesosy. Fantatray fa hitondra an'nay mairaka aminareo akao am'fagnatrehany Izy. Ny ra-daôly de ho an'nareo mba, araka ny fasoavana vôparitaka tam'ôla betsaka, no hitomboan'ny fagnomezam-pisaorana ao am'voninahitr'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/04/16.txt b/04/16.txt new file mode 100644 index 0000000..410eb25 --- /dev/null +++ b/04/16.txt @@ -0,0 +1 @@ +No zany de tsy ho kivy zahay. Na de mam \ No newline at end of file