auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 13:29:51 +03:00 committed by root
parent 91a3268396
commit 6b9ac6084c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Magnota ma za tamin'ny fanetren-tegnako mbô hisandratanareo? Fa nitory ny filazantsaran'Andriamanitra maimaimpôgna ho an'nareo za. Nandroba reo fiangonana hafa za tamin'ny alalan'ny fanekena fanohanana avy amin-jareo mbô afahako magnompo an'nareo. Rafa niaraka taminareo za sy nila fagnampena, de tsy nagnavesatra n'iza n'iza. Fa reo ra nilaiko de namen'reo mpiralahy ze tonga avy takaigny Makedonia. Tamin'ny ra da
Magnota ma za tamin'ny fanetren-tegnako mbô hisandratanareo? Fa nitory ny filazantsaran'Andriamanitra maimaimpôgna ho an'nareo za. Nandroba reo fiangonana hafa za tamin'ny alalan'ny fanekena fanohanana avy amin-jareo mbô afahako magnompo an'nareo. Rafa niaraka taminareo za sy nila fagnampena, de tsy nagnavesatra n'iza n'iza. Fa reo ra nilaiko de namen'reo mpiralahy ze tonga avy takaigny Makedonia. Tamin'ny ra daôly de nitandrina ny tegnako tsy ho enta-mavesatra aminareo za, ary hanohy hagnano an'zany.

1
11/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Raha akato aminà ny fahamarinan'i Kristy, de tsy hang