auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 09:04:57 +03:00 committed by root
parent ef7b4f3a77
commit 91a3268396
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Magnota ma za tamin'ny fanetren-tegnako mbô hisandratanareo? Fa nitor
Magnota ma za tamin'ny fanetren-tegnako mbô hisandratanareo? Fa nitory ny filazantsaran'Andriamanitra maimaimpôgna ho an'nareo za. Nandroba reo fiangonana hafa za tamin'ny alalan'ny fanekena fanohanana avy amin-jareo mbô afahako magnompo an'nareo. Rafa niaraka taminareo za sy nila fagnampena, de tsy nagnavesatra n'iza n'iza. Fa reo ra nilaiko de namen'reo mpiralahy ze tonga avy takaigny Makedonia. Tamin'ny ra da