auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-13 23:41:05 +03:00 committed by root
parent 55448dc366
commit 59f6535b4a
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Andriamanitra ze magnamafy an'nay aminareo akao amin'i Kristy, ary Izy no nagniraka antsikana. Izy de nagnisy tombo-kase tamintsikana ary nagnome ny Fanahy ho akao am-pontsikana ho antok'ze mbôla ho ameny antsikana akao afara.
\v 21 \v 22 Ary Andriamanitra ze magnamafy an'nay aminareo akao amin'i Kristy, ary Izy no nagniraka antsikana. Izy de nagnisy tombo-kase tamintsikana ary nagnome ny Fanahy ho akao am-pontsikana ho antok'ze mbôla ho ameny antsikana akao afara.

View File

@ -1 +1 @@
Fa nagnantso an'Andriamanitra za, hijoro vavolombelona ho anà ze antony tsy natongavako tao Korinto mbô hamindrako fo aminareo. Zany de tsy sagnatre noho zahay magnezaka ny mamehy ze tokony ho finoanareo. Fa kosa, zahay de miara-miasa aminareo amin'ny fifalenareo, satria anareo mitsangana akao amin'ny finoanareo.
\v 23 \v 24 Fa nagnantso an'Andriamanitra za, hijoro vavolombelona ho anà ze antony tsy natongavako tao Korinto mbô hamindrako fo aminareo. Zany de tsy sagnatre noho zahay magnezaka ny mamehy ze tokony ho finoanareo. Fa kosa, zahay de miara-miasa aminareo amin'ny fifalenareo, satria anareo mitsangana akao amin'ny finoanareo.