auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-13 23:20:58 +03:00 committed by root
parent cc1c3f25f7
commit 55448dc366
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa nagnantso an'Andriamanitra za, hijoro vavolombelona ho anà ze antony tsy natongavako tao Korinto mbô hamindrako fo aminareo. Zany de tsy sagnatre noho zahay magnezaka ny mameh
Fa nagnantso an'Andriamanitra za, hijoro vavolombelona ho anà ze antony tsy natongavako tao Korinto mbô hamindrako fo aminareo. Zany de tsy sagnatre noho zahay magnezaka ny mamehy ze tokony ho finoanareo. Fa kosa, zahay de miara-miasa aminareo amin'ny fifalenareo, satria anareo mitsangana akao amin'ny finoanareo.