auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-21 08:26:11 +08:00 committed by root
parent 0c5e0fe238
commit 460ee5aca5
4 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa zahay managna an'zany harena zanyy ao agnaty tavoara tanimanga, mba hazava fa ny hery leibe mihôtra lavitra de an'Andriamanitra fa tsy an'nay. Ampahorena am'fomba daôly zahay, fa tsy resy. Very hevitra zahay fa tsy feno famoizam-po. Enjena zahay fa tsy nilôzana. Vononà zahay fa tsy rava. Mitondra eo am'tegnanay ny fafatesan'i Jesosy hatraigny zahay, am-ze ny fiaignan'i Jesosy iany kô de hibônga eo am'tegnanay.
\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Fa zahay managna an'zany harena zanyy ao agnaty tavoara tanimanga, mba hazava fa ny hery leibe mihôtra lavitra de an'Andriamanitra fa tsy an'nay. Ampahorena am'fomba daôly zahay, fa tsy resy. Very hevitra zahay fa tsy feno famoizam-po. Enjena zahay fa tsy nilôzana. Vononà zahay fa tsy rava. Mitondra eo am'tegnanay ny fafatesan'i Jesosy hatraigny zahay, am-ze ny fiaignan'i Jesosy iany kô de hibônga eo am'tegnanay.

View File

@ -1 +1 @@
Fa zahay managna fagnahin'ny finoana mitovy araka ze vôsoratra hoe: "Nino za, ary de niteny za." Mino iany kô zahay, ary de niteny iany kô zahay. Fantatray fa le tokana ze manangana ny Tompo Jesosy de hanangana antsika iany kô miaraka am'Jesosy. Fantatray fa hitondra an'nay mairaka aminareo akao am'fagnatrehany Izy. Ny ra-daôly de ho an'nareo mba, araka ny fasoavana vôparitaka tam'ôla betsaka, no hitomboan'ny fagnomezam-pisaorana ao am'voninahitr'Andriamanitra.
\v 13 \v 14 \v 15 Fa zahay managna fagnahin'ny finoana mitovy araka ze vôsoratra hoe: "Nino za, ary de niteny za." Mino iany kô zahay, ary de niteny iany kô zahay. Fantatray fa le tokana ze manangana ny Tompo Jesosy de hanangana antsika iany kô miaraka am'Jesosy. Fantatray fa hitondra an'nay mairaka aminareo akao am'fagnatrehany Izy. Ny ra-daôly de ho an'nareo mba, araka ny fasoavana vôparitaka tam'ôla betsaka, no hitomboan'ny fagnomezam-pisaorana ao am'voninahitr'Andriamanitra.

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ry malalako, hatramin'y nanagnantsika an'reo teny fikasana de aoka tsika hagndio ny te

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 7